|
|
|
|

Entrée1  rambaramba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Karazan-kalesy tsy misy kodiarana fa taritina fotsiny amin' izao ary ampiasaina hitondrana vatom-pasana; indraindray koa anefa ny rambaramba dia hazo boribory fotsiny atao tsikalana amin' ny zava-mavesatra tsy zaka bataina fa taritina ka mikodiadia ireo hazo ireo rehefa taritina na atosika [1.1]
Explications en anglais  4  the rough wooden carriage used in dragging stones. [1.2]
Vocabulaire  5  Transports

Mis à jour le 2020/07/31