Entrée (1/2) | 1 railovy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Karazam-boron-kely sady tsara feo no tsara tarehy fa misy sangany misandrahaka ohatra ny fikopaka eo ambony lohany ka nahatonga ny olona hanome azy ny anarana hoe andriamborona |
Explications en anglais |
4 [1.2#491] [Lovy, see lovilovy.] A species of king-crow, a family of birds sometimes called Drongo shrikes, probably from the Betsimisaraka name Drongo. It is bluish black in colour, and has a long forked tail hence its specific name. Dicrurus forficatus, L. Same as andovy, drongo, leidorongo, raidonga, railomba and tsaramaso. 5 [1.7] a black songbird 6 [3.1] black crested drongo 7 [2.190#303] crested drongo |
Explications en français |
8 [1.8] oiseau noir aux beaux chants 9 [2.191#349] drongo malgache |
Exemples |
10 Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy. [2.445] |
Vocabulaire |
11 Zoologie: oiseaux |
Nom scientifique |
|
Illustrations |
|
Entrée (2/2) | 15 railovy |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en français |
17 [1.54] oiseau censé être le roi des êtres à plumes |
Exemples |
18 Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy. [2.445] |
Vocabulaire |
19 Religions, Croyances |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |