|
|
|
|

Entrée1  raikona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fofon-javatra may
Explications en anglais  4  [1.2] the smell of fat burnt in cooking, the smell of burning hair, feathers, etc.
Exemples  5  Maimbo raikona eran'ny trano! [1.223#]
Autres orthographes  6  rainkona
Mots composés 

Anagrammes  8  akarony, akorain, akorany, akorian, anariko, anikora, anirako, ankiroa, arakony, araniko, ikorana, karonay, kiranao, koriana, nakorai, nakoria, naorika, naraiko, nariako, niraoka, niroaka, okarina, raikona, rianako

Mis à jour le 2025/01/21