|
|
|
|

Entrée1  maimbo raikona
Mots élémentaires  2  maimbo, raikona
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza ny fofon' ny taolana na tandroka voadotra
afa-baraka
enti-milaza toerana andrenesana fofon-javatra may
Exemples  5  [1.223] maimbo raikona eran'ny trano!
6  [2.298] Raha miara-monina amin'ny malahelo, aza dia manao maimbo raikona loatra fa malahelo ny miara-monina.
7  [2.470] maimbo raikona noho ny fatim-bolo nodorana no nanampy ny fofon-tsetroka tao an-trano, ary ny zanany mitentina arina no tsinjony mitokelakelaky ny hehy eo ampofoan-dreniny.

Mis à jour le 2024/12/07