|
|
|
|

Entrée1  rahomaly
Mots élémentaires  2  raha, omaly
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4  [2.313] io no tena teny fanondroana ny omaly raha ny fotoana nisehoan-javatra no lazaina, fa ny omaly dia anarana ilazana fotsiny ny andro nialoha ny androany: Tonga rahomaly izy - Sarotra ny manadino ny omaly

Anagrammes  5 

Mis à jour le 2025/01/21