|
|
|
|

Entrée1  rahefa
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Mitarika fehezan-kevitra milaza fotoana ka mazàna: a) zavatra mbola ho avy no lazainy: Rahefa tonga izy dia ento aty amiko; 2) na zavatra fanao matetika: Rahefa misaotra izy, tsy diso ny mitsikitsiky kely
Explications en français  4  [1.3] après, lorsque, quand
Autres orthographes  5  rehefa
Mots composés 

Anagrammes  7 

Mis à jour le 2025/01/21