Entrée | 1 rahatrizay |
Partie du discours | 2 adverbe |
Explications en malgache |
3 Indray andro any aoriana any: Aza mamoy fofa mbola ho sambatra ianao rahatrizay 4 ppt.feh.: Rehefa... any aoriana any: Hanome fiantrana ny mahantra aho rahatrizay miasa mandray karama, hoy Isambilo [1.1] |
Explications en anglais |
5 [hatra, up to, izay, that.] Hereafter, at some future time. [1.2] 6 when someday in the future, at a time when [1.7] |
Explications en français |
7 un jour, quand [1.8] |
Exemples |
8 Aza ianao velona izao no jerena, fa ianao velona rahatrizay. [2.895#] 9 Saingy tandremo sao mivily lalana ise ka miala amin' ny Misiona rahatrizay! [2.356#] |
Vocabulaire |
10 Temps |
Tableaux et planches |
11 Tous les adverbes |
Mis à jour le 2022/05/02 |