|
|
|
|

Entrée1  potehina
Radical  2  potika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Atao motika, atao torotoro: Nopotehiny ny bokiko ka tsy manaiky aho
Alaina baraka: Nopotehiny ny lazan' ny rahalahiny, tamin' ny endrikendrika sy ny fosafosa
Explications en anglais  5  [1.7] to be broken into small pieces
Explications en français  6  [1.8] qu'on casse, qu'on brise en petits morceaux
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Synonymes  11  potipotehina

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21