|
|
|
|

Entrée1  polisy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Olona manao fanamiana manokana, mitandrina ny filaminana ao an-tanàna: Miantso polisy ~ Polisin-dalana
Explications en anglais  4  [1.7] the police, a police constable
Explications en français  5  [1.8] la police; agent de police
Exemples  6  [2.472] Tonga teto ny polisy, nefa tsy nahita azy intsony.
7  [2.470] Tsy mba samborin' ny polisy ve izy ireny, ry Dada?
8  [2.4#] Ny polisy nanao famotorana sy nanoratra avy koa no nijanona.
Vocabulaire  9  Loi
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot polisy

Mis à jour le 2024/12/08