Entrée | 1 poizina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Zavatra mety hahafaty raha tafiditra ao anatin' ny tena amin' ny alalan' ny fihinanana, fisotroana, sns 4 [1.13] zaka simika manimba ny taova |
Explications en anglais |
5 [1.7] poison |
Explications en français |
6 [1.8, 1.13] poison 7 [1.196] (de l'anglais : poison). Nom donné à tout ce qui est toxique, susceptible d'empoisonner. Plus spécialement les fruits de Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae), longtemps employés comme poison ordalique. |
Exemples |
8 Dia nandeha ilay dokotera, ka nentiny ilay antsy voaisy poizina. [2.293] 9 Hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra. [2.470] |
Vocabulaire |
10 Santé |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |