Entrée | pipa | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Zavatra lavalava misy fatana sy fantsona kely natao hifohana ravim-paraky efa voatetitetika madinika, izay ampirehetina ao anatin' ilay fatana kely dia trohina amin' ilay fantsona kely kosa indray [1.1] | ||
Explications en anglais | A tobacco pipe [1.7] | ||
Explications en français | Pipe à fumer [1.8] | ||
Mots composés |
| ||
Origine | Français: pipe. | ||
Anagrammes | papy, pipa |
Mis à jour le 2020/07/31 |