Entrée | 1 peratra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Masom-by na metaly hafa (volafotsy, volamena) atsofoka amin' ny rantsantanana mba hatao firavaka na ho mari-pomba misy heviny sy dikany: Peratry ny fifamofoana ~ peratry ny mariazy. |
Explications en anglais |
4 [1.2] a finger ring. [Comp. Swa. Pete, a ring.] 5 [1.7] a ring worn on the finger |
Explications en français |
6 [1.8] bague |
Exemples |
7 Jenjin' ny fahitana rantsany nisy peratra ny masoko, ka tsy nety hijery zavatra hafa intsony. [2.471] 8 I Feno nahazo satroka lamba, na I Manana nividianana peratra varahina, na I Neny navelan' I Dada havidy lamba fitafy iray, nefa ny taloha mbola tsy rovitra. [2.472] |
Dérivés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |