|
|
|
|

Entrée1  pensilihazo
Mots élémentaires  2  pensily, hazo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Hazo lavalava kely misy atiny manjarano, atao fanoratana amin' ny taratasy
Explications en anglais  5  [1.2] A lead pencil.
Explications en français  6  [1.13] crayon de bois
Exemples  7  Nisy sila-taratasy sy ambim-pensilihazo tany am-paosin' i Doda. [2.4#]
8  Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra. [2.332#]

Mis à jour le 2024/12/07