|
|
|
|

Entrée (1/2)1  penjy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Geja mafy, fitazonana sady fanerena ho poritra mafy
Dérivés 
4  Verbes passifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)6  penjy
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.1] Karazan' ahitra fanao satroka
Explications en français  9  [1.196] (de penjy : action de prendre à pleine main en serrant fortement). Nom cité par Malzac. Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae). Utilisé en sparterie pour les chapeaux, nattes, soubiques et sacs d'emballage. [Betsimisaraka]
Exemples  10  Pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [2.470]
11  Somary efa zokinjokiny izy ireo, manao ambony sy ambany volontany, samy misatroka penjy ary samy mitafy lamba soga voloina, - Nahoana ny an' i Zandry no io no hohanina? [2.4]
Vocabulaire  12  Botanique: herbe
Nom scientifique 

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21