|
|
|
|

Entrée1  pehina
Radical  2  paika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Donina, kapohina, pohina: Peho mafy ny fantsika mba hilentika ~ Nopehiny ny lohako
Tefena (vato): Tsy nopehinareo tsara ireto vato ireto
Kapohina, tenenina, rahonana: Peho mafy io zaza io fa maditra
Explications en anglais  5  [1.2] see Paika
6  [1.7] to be struck as with a hammer
Explications en français  7  [1.8] qu'on frappe
Exemples  8  Miantoraka eny aminy ny tadin-dasely, pehina hiala eny an-dohany ny satro-boriny. [2.470]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot pehina

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21