Entrée | 1 pataloha |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [pataloa] Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao [1.1] |
Explications en anglais |
4 trousers [1.2, 1.7] 5 See saroaly [1.2] |
Explications en français |
6 pantalon [1.3, 1.8, 1.5] |
Exemples |
7 Hay tsy pataloha iray iny anaovany iny, fa pataloha roa nataony mifanosona [2.4] 8 pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [2.470] |
Vocabulaire |
9 Economie: vêtements |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Autres orthographes | 12 pataloa |
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 holapata, pataloha |
Mis à jour le 2020/07/31 |