|
|
|
|

Entrée1  paradisa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra. Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tana paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity
Explications en anglais  4  [1.7] paradise
Explications en français  5  [1.8] paradis
Exemples  6  Ho tokantrano toy ny paradisa an-tany; [2.346#44]
7  anefa dia lasa nankany am-paradisa izy. [2.649#]
Autres orthographes  8  paradizy
Titres  9  Nofim-paradisa (Razakarivony Arthur)
Article  10  Randzavola: paradisa ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/12