|
|
|
|

Entrée (1/2)1  papango
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Zoologie: oiseaux
Explications en malgache  4  Vorona mpihinankena, malaza amin' ny fipaohana ny zanak' akoho. [1.1]
Explications en français  5  oiseau papangue [2.415]
6  papangue [1.54]
7  nom d'un oiseau, le milan malgache [1.196]
Exemples  8  Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [2.471]
9  Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay ary ny papango sy ny voromahery sy ny papango mainty, samy araka ny karazany, avy [2.996]
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot papango

Entrée (2/2)16  papango
Partie du discours  17  nom
Explications en français  18  Se disait des voleurs [2.415]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/07