Entrée | 1 paosy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fomban' akanjo toy ny lasaka kely mizaitra ety ivelany ka fasiana zavajavatra madinika isan-karazany: Ny dakano misy ambadika;ny loka no misy an-koatra; ny akanjo no soa misy paosy, ... fa ratsy koa raha ratsy raha mba mivadika ny marina (Anganon' ny ntaolo) |
Explications en anglais |
4 [1.7] a pocket |
Explications en français |
5 [1.3, 1.8] poche |
Vocabulaire |
6 Economie: vêtements |
Mots composés |
|
Anagrammes | 9 apiso, aposy, Paiso, paiso, paosy |
Mis à jour le 2025/02/08 |
![]() |