Entrée | 1 paoma |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Karazan-kazo fihinam-boanampidirina teto, misy voany kely madinika, fihinana amin' izao na atao kaonfitira na anaovana ranom-boankazo; ny ranon' ny paoma koa, rehefa avala hiketriketrika, dia anaovana zava-pisotro atao hoe sidira |
Explications en anglais |
4 [1.7] an apple |
Explications en français |
5 [1.8] pomme 6 [1.196] (du français : pomme). Orthographe moderne. Malus communis Desf. (Rosaceae). Nom de la pomme (fruit) et du Pommier. Ce sont surtout des variétés françaises qui ont été introduites, notamment la Reinette du Mans, qu'on a baptisée à Madagascar « Pomme de Soanindrariny ». Elles ont été multipliées par les Stations agricoles d'Antsirabe et de Nanisana. Autrefois, une petite usine fabriquait des jus de pomme : ranom-paoma ; Malzac orthographiait poma. [Merina] |
Exemples |
7 paoma, voaloboka, voasary, mananasy no taterin' ny fiara vaventy miditra ato isan' andro. [2.445] 8 Mahavariana anay, fony izahay tany ampitan'ny ranomasina, ny nahatsikaritra fa ny akondro nohafarana tany am-paran'ny tany fa iray alina kilometatra izay akaiky indrindra, dia mitovy vidy noho ny paoma sy ny paiso nalaina tetsy amin'ny roapolo sy telopolo kilometatra manodidina an'i Paris sy Bruxelles. [2.503] |
Vocabulaire |
9 Botanique: fruit |
Autres orthographes | 10 poma |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |