|
|
|
|

Entrée1  paohina
Radical  2  paoka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Faohina avy hatrany ary amim-pahakingana: Nopaohin' ny papango ny akohokely
Alaina an-keriny avy hatrany dia entina mandositra: Nopaohin' ny tontakely daholo ny fitafiany rehetra tao an-trano
Explications en anglais  5  [1.7] to be snatched, to be carried off
Explications en français  6  [1.3] qu'on enlève lestement, qu'on rafle: Nopaohin' ny papango ny akoho kely (La papangue a enlevé les petits poulets) ~ Nopaohin' ny mpangalatra ny fitafiako rehetra teto an-trano (Les voleurs ont raflé tous mes vêtements dans la maison)
7  [1.8] qu'on saisit, qu'on emporte
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot paohina

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21