Entrée (1/2) | 1 paingotra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin' ny tsilon-draiketa ary misy motiny kely ny vodiny, atao fanakambanana taratasy, fitanana akanjo na fametahana sary amin' ny rindrina |
Explications en anglais |
4 [1.7] a pin |
Explications en français |
5 [1.3#476, 1.8] épingle |
Exemples |
6 Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny. [2.472] 7 Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny. [2.472] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 14 paingotra |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en anglais |
16 [1.7] an informer |
Explications en français |
17 [1.8] mouchard |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |