|
|
|
|

Entrée (1/4)1  ovana
Radical  2  ova
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio
Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto vato ireto, hoy ny demony tamin' ny Tompo
Exemples  5  Koa aza ovana, fa ny Fanjakako tsy mba enti-meloka; [2.113]
6  Ny toe-tsaina mihitsy no mila ovana raha te handroso. [2.445]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot ovana

Entrée (2/4)13  ôvana
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  [1.62#156] Ny ivon' ny atôma, omena anarana hoe ôvana
Explications en français  16  [1.13.fr#160][ovaña] noyau
Vocabulaire  17  Physique

Entrée (3/4)18  ovana
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20  [1.1] Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ovana dia eo anelanelan' ny kotofotsiny sy ny hodiny
Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ovana
Explications en français  21  [1.196] Écorce des arbres qui se détache par plaques ; rhytidome, troncs qu'on peut évider à l'intérieur, par exemple pour faire des sarcabanes. De ce mot est tirée l'expression faditr' ovana (Voir faditra ). [Betsimisaraka]
Vocabulaire  22  Botanique: (en général)
Mots composés 

Entrée (4/4)27  ovana
Partie du discours  28  nom
Explications en français  29  [1.196] (ancien) Vient de ovana (1). Relevé par Bojer vers 1820, avec la graphie « Ovan ». Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. (Arecaceae). Son tronc sert souvent à faire des sarcabanes. [Bezanozano]
Vocabulaire  30  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  32 

Mis à jour le 2025/01/21