|
|
|
|

Entrée1  osy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy [1.1]
Explications en anglais  4  a goat (Capra hircus) [1.2]
5  a goat [1.7]
Explications en français  6  bouc [1.54]
7  chèvre [1.3, 1.8]
Exemples  8  Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha. [2.606#]
Vocabulaire  9  Zoologie: mammifères
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Article  20  Randzavola: osy ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  21  iso, osy, sio, soy

Mis à jour le 2023/09/15