|
|
|
|

Entrée1  oriory
Radical  2  ory
Partie du discours  3  nom
Exemples  4  [2.499] Fenofeno ny fony, oriory mihitsy aza.
5  [2.529] leon' ny mihaino ny feony oriory toa milaza hoe:
6  [2.5] Andro fidina no tsy ahitana azy eo, oriory endrika, toa miandry zavatra, toa miandry olo-na.
7  [2.470] Ireniny oriory no mampangoraka azy kely, ka anambatambazany azy sy ipetrapetrahany eo akaikiny, na dia vetivety ihany aza.

Anagrammes  8  iroroy, oriory, riorio

Mis à jour le 2025/01/21