|
|
|
|

Entrée1  orim-bintana
Partie du discours  2  locution
Exemples  3  fa ny mpanandro izay mahalala ny orim-bintana amy ny vazantany efatra, na ny orim-bintana amy ny lanitra, na ny orim-bintana amy ny omby, na ny orim-bintana amy ny vorona, na ny orim-bintana amy ny faditra ifadirana sy ny sorona isoronana, na ny filazana ny soa sy ny ratsy manjo ny olona amy ny tononandro nahaveloma'ny: [2.48]
Mots élémentaires  4  orina, vintana

Anagrammes  5  orim-bintana, tambirônina

Mis à jour le 2023/12/08