Entrée | 1 orimbato |
Mots élémentaires | 2 orina, vato |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.78] [Taisaka]
vato atsangana ho fahatsiarovana vatolahy 5 [1.1] Vato naorina ho toy ny fanamarinana ny fahavitan-javatra iray inhibe toy ny fifanekena, fifampivarotana...; izay mivadikany fanekena aty aoriana dia antsoina hoe "nitsoaka orimbato" Vola nomena ny fokonolona ka napetraka tao amin' ny tahirim-bolan' ny fokonolona raha nisy raharaha lehibe natao teo anoloan' ny fokonolona, toy ny fananganan-jaza, fanarian-jaza, sns..., ka io vola io no heverina ho fanamarinana ny nahavitan' ny raharaha, izay nolazaina fa "vita orimbato" |
Explications en anglais |
6 [1.2][orim-bato] a mark, a token, an obelisk, a memorial of any settlement or agreement, proof, a stone of witness; lit. stone setting up. |
Explications en français |
7 [1.3][orim-bato] pierre qu'on érige pour rappeler un évènement, et surtout pour confirmer une concession, une convention, une délimitation de terrain [orim-bato] argent qu'on donne aux témoins pour confirmer un contrat |
Exemples |
8 Andriananiboninolona nahazo orimbato roa tamy ny Ralambo: [2.48] |
Titres | 9 Orimbaton' ny Fiadanana (Andrianjafy Michel) |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot orimbato |
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |