|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ora-
Partie du discours  2  forme morphologique de orana
Exemples  3  Akangalahy miditra ny ala : miandry ny oran-kisava, ka tratry ny ora-mikija [2.415]
4  Lambo mitoto-bozaka : tsy mahita ny ora-manelatra [2.415]

Entrée (2/2)5  ora
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  Ampahefatra amby roapolon' ny andro sy alina iray, izay nalaina ho venty fototra amin' ny fandrefesam-potoana; adim-pamantaranandro iray: Nahemotra ora roa ny fiaingan' ny firamanidina [1.1]
8  Venty fototra amin'ny fandrefesam-potoana [1.13]
Explications en anglais  9  An hour [1.2]
Explications en français  10  Heure [1.13]
Exemples  11  Nefa tao anatin' ny an-tsasak'ora dia nangina tsy nisy zavatra nihetsika na dia kely aza. [2.324]
12  Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [2.470]
Vocabulaire  13  Temps
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot ora
Article  19  Randzavola: ora ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  20  aro, ora-, ora, rao-, rao, roa

Mis à jour le 2024/08/13