|
|
|
|

Entrée1  omanina (omana)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Karakaraina mialoha: Omanina ny dia rehefa mivahiny [1.1]
Explications en anglais  4  To be decorated, to be made ready. [1.2]
5  To be prepared [1.7]
Explications en français  6  Qu'on prépare [1.3, 1.8]
7  Qu'on orne [1.3]
Exemples  8  Angaha moa nisy niomana, fa rahefa omanina ny saina dia mandroso. [2.643#84]
9  Fikomiandrery izany, ary tsy omanina na sainina, fa mihetsika tampoka noho ny toe-javatra miseho so mahazo ny tena [2.472]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14  inomana, manoina, miañona, miñaoña, mionana, monaina, omanina

Mis à jour le 2023/01/20