Entrée | 1 Ohabolana sy fomba fiteny |
Mots élémentaires | 2 ohabolana, fomba, fiteny |
Partie du discours | 3 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [2.299#10] navoakan' i Léonard Ramaroson tamin' ny taona 1958. Boky roa no tafavoaka. Tsy voaisa ny ohabolana zavon-tany ao. Ny mahahafa kely azy ity, dia ny fandaharana ny ohaholana araka ny fihetsi-panahy malagasy (firaisan-kina, fifankatiavana, havana sy mpianakavy...) ary mbola voatsikera amin' ny lafiny sy andinidiny indray. |
Auteur |
5 Ramaroson Léonard |
Mis à jour le 2024/12/09 |