Entrée | oboñobo | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Betsileo] Bonibony: Mirosoa añareo eñy amin'ny renen-jaza hañalaka fañafaña hoan'itoy anajaza itoy fa tratsin'ny oboñobo i manao tahak'io (Mankanesa any amin'ny renin-jaza ianao haka fanafody ho an'ity zaza ity fa voan'ny bonibony izy manao sahalan'io) [1.78] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |