|
|
|
|

Entrée1  nihatra > ihatra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  mafy, ratsy masaka [Betsimisaraka] [1.78]

Anagrammes  4  ahitra, haitra, hiatra, hirata, ihatra

Entrée (1/2)5  nihatra > mihatra
Radical  6  hatra
Partie du discours  7  verbe actif
Explications en malgache  8  Tonga hatrany amin' ny...: Efa mihatra hatramin' ny rihana ambony ny afo
9  Tongamipaka amin' ny: Mihatra amin' ny lehibe ny fitarainanao
10  Mikasika, miantefa (amy): Mihatra aminareo mpianatra indrindra ny teniko
11  Miantraika, mianjera: Mihatra amin' ny fianakaviana manontolo ny heloka vitan' ny olona iray ao anatiny [1.1]
Explications en anglais  12  to reach to, to come to. [1.2]
13  to happen to; to reach to [1.7]
Explications en français  14  arriver à quelqu'un; s'appliquer à; atteindre [1.8]
Exemples  15  Tsy maintsy mihatra aminy izany. [2.499#]
16  Fitsipika roa mbola tsy mihatra ireo ankehitriny. [1.369#]
17  Nolazainy daholo ny zavatra rehetra nihatra taminy. [2.324]
18  Nony re tao an-tanàna ny nihatra taminay, dia tonga daholo ny havanay. [2.472]
Morphologie 
19  Présent :
20  Passé :
21  Futur :
22  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)24  nihatra > mihatra
Partie du discours  25  verbe actif
Explications en malgache  26  manasitrana [Tanosy] [1.78]

Anagrammes  27  mihatra, mitraha

Entrée (1/2)28  nihatra > mihatra
Radical  29  hatra
Partie du discours  30  verbe actif
Explications en malgache  31  Tonga hatrany amin' ny...: Efa mihatra hatramin' ny rihana ambony ny afo
32  Tongamipaka amin' ny: Mihatra amin' ny lehibe ny fitarainanao
33  Mikasika, miantefa (amy): Mihatra aminareo mpianatra indrindra ny teniko
34  Miantraika, mianjera: Mihatra amin' ny fianakaviana manontolo ny heloka vitan' ny olona iray ao anatiny [1.1]
Explications en anglais  35  to reach to, to come to. [1.2]
36  to happen to; to reach to [1.7]
Explications en français  37  arriver à quelqu'un; s'appliquer à; atteindre [1.8]
Exemples  38  Tsy maintsy mihatra aminy izany. [2.499#]
39  Fitsipika roa mbola tsy mihatra ireo ankehitriny. [1.369#]
40  Nolazainy daholo ny zavatra rehetra nihatra taminy. [2.324]
41  Nony re tao an-tanàna ny nihatra taminay, dia tonga daholo ny havanay. [2.472]
Morphologie 
42  Présent :
43  Passé :
44  Futur :
45  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)47  nihatra > mihatra
Partie du discours  48  verbe actif
Explications en malgache  49  manasitrana [Tanosy] [1.78]

Anagrammes  50  mihatra, mitraha