|
|
|
|

Entrée1  nihataka > mihataka
Radical  2  hataka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Tsy mifanakaiky, mifanalavitra: Mihataka ny tolanan' ity varavarana ity
5  Misaraka, mitokantokana tsy miaraka amin' ny hafa: Tsy tokony hihataka amin' ny valalabemandry ny avara-pianarana
6  Manalavidavitra, mikisaka, mitanila: Mihataha kely handehanan' ny manam-pahefana [1.1#680]
Explications en anglais  7  to separate, to go apart from , to stand aside or aloof from. [1.2]
8  to separate oneself; to draw apart, to stand aloof [1.7]
Explications en français  9  se séparer, se retirer des autres; se disjoindre [1.8]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14  hamitaka, mihataka