Entrée | 1 ngita |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Enti-milaza volo miolokolika sy mihoronkorona kely madinika [1.1] |
Explications en anglais |
4 woolly hair; well twisted cord. Comp. tso-bolo (tsotra). [1.2] 5 kinky (of hair); well-twisted (of rope) [1.7] |
Explications en français |
6 crépu (se dit des cheveux); bien tordue (se dit d'une corde) [1.8] |
Exemples |
7 Lahy fotsy ngita volo Rakoto. [1.437#] 8 Eto no misy volo ngita mifandray tendro sy akondro mifanakon-dravina aminy. [2.588#] 9 Amin' ny ankapobeny dia misy karazany roa ny volon' ny vehivavy: ngita sy malama. [1.519#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot ngita |
Anagrammes | 21 ngita, tangi, tangy |
Mis à jour le 2023/07/24 |