Entrée ngidy
Partie du discours nom
Explications en malgache Tsiro ratsy mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Omeo vatomamy aho hanalako ny ngidin' ny kininina nohaniko teo
Haratsiana mampitondra fahoriana: Mila tsy ho laitrany, hono, ny ngidin' ny fiainana [1.1]
Explications en anglais Bitterness [1.2, 1.7]
Explications en français Amertume [1.8]
Dérivés 
 
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/11