Entrée (1/2) | 1 ngadona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Feon' ny fanoto midoboka ao anaty laona, na ny tongotra mipaika amin' ny tany rehefa mandeha mafy |
Explications en anglais |
4 [1.2] a beating noise, a tremulous noise 5 [1.7] a dull thumping sound |
Explications en français |
6 [1.8] bruit sourd comme des pas ou d'un tambour |
Exemples |
7 Tsy ny hevitra amam-pihetseham-po ato ihany no tokony hanakaranao ny valin-teny fa ny rafitry ny tononkalo sy ny ngadona koa, ohatra. [2.285#145] |
Vocabulaire |
8 Son |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 13 ngadona |
Partie du discours | 14 adjectif |
Explications en malgache |
15 [1.1] fahatongavana |
Explications en anglais |
16 [1.2] arrived suddenly |
Dérivés |
|
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |