|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mpitsara
Radical  2  tsara
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Mpiasam-panjakana manam-pahaizana manokana momba ny lalàna atao mpandinika sy mpilaza izay manana ny rariny sy meloka amin' ny olona roa mifampitory, na amin' ny ady isan-karazany (ady madio, ady heloka)
Explications en anglais  5  [1.7] a judge
Explications en français  6  [1.8] juge
Exemples  7  Velona eritreritra fatratra ny Résident, ka nampiantso ny mpitsara mpanampy azy hidinihany izay hatao. [2.324#]
8  dia manam-pahefana ny mpitsara haniraka olona ho any aminy haka izay teniny hamalian' ilay mpiady aminy. [1.123#]
Mots composés 
Article  11  Randzavola: mpitsara ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)12  Mpitsara
Partie du discours  13  nom propre (livre biblique)
Explications en anglais  14  [2.996] Judges: one of the books of the Bible
Explications en français  15  [2.996] Juges: un des livres de la Bible
Vocabulaire  16  Ecritures Saintes
Article  17  Randzavola: Bokin' ny Mpitsara ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/07