|
|
|
|

Entrée1  mpisahala
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  mpitsara, mampirindra, mpanelanelana, elanelam-panahy: Aza manao mpisahala mitahy anake (Aza mba manao mpanelanelana miaro ny zanany tsara miangatra) [Betsileo] [1.78]

Anagrammes  4  mpilahasa, mpisahala

Mis à jour le 2020/07/31