|
|
|
|

Entrée1  mpiasa
Radical  2  asa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Olona mikarama manao raharaha manokana: Mpiasan'ny ozinina. -- Misy karazany maro ny mpiasa; ireto avy ny lehibebe maro mpiteny: mpiasa tany, mpiasa an-trano, mpiasam-panjakana.
Explications en anglais  5  [1.7] a worker, an employee
Explications en français  6  [1.8] travailleur, employé
Autres orthographes  7  mpiasaantrano, mpiasatany, mpiasampanjakana
Mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mpiasa

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21