Entrée mpandraharaha (raharaha)
Partie du discours nom
Explications en français Personnel administratif [1.13]
Exemples 
1tamin' ny fanjakana malagasy kosa dia toa mpandraharaha momba ny miaramila ny Tsatsimenitra. [2.643]
2Ery amin' ny farany atsinanana indray dia ahatazanana latabatra ping-pong sy ny biraon'ny mpandraharaha. [2.356]
3Ireo fepetra ireo dia tsy ampiharina amin' ny mpandraharaha mitandro ny filaminam^bahoaka voalazan' ny andininy faha-45 etsy ambony. [2.114]
4Ary fantatra fa notsikerain' ny mpandraharaha amin' ny sehatra tsy miankina matetika ny tsy fanajana an' izany fitsipika demokratika izany. [4.27]

Mis à jour le 2023/01/20