|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mpanajary
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1]
Explications en français  4  [1.3#207] Celui qui arrange, qui raccommode, qui met l’entente
Exemples  5  [2.436#] ary tsy misy mahay mifanasoa tahaka ny mpihavana tsy akory, fa tantanam-by, tsofa vy: havana mpanajary havana.
Radical  6  hajary

Entrée (2/2)7  mpañajary
Partie du discours  8  nom
Explications en malgache  9  [1.78] [Tanala] mpanamasina ody, mpimasy, ombiasy: Misarebasarebake tsy ho mpañajary ka mamadika andro hanak'olo (miedinedina tsy ombiasy ka ratsy fanandro zanak'olona)

Anagrammes  10  mpanajary, mpañajary

Mis à jour le 2025/04/19