|
|
|
|

Entrée1  mpampiely
Radical  2  ely
Partie du discours  3  nom
Exemples  4  Masina ny tenanareo mpampiely vaovao. [2.245#]
5  Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472]
6  Ny fananganana ny lisitra Ho sandan' ny famotsoran-keloka dia tsy maintsy tafiditra ao anaty lisitra fanta-bahoaka ny anarana, lisitra ampahafantarina ny mpampiely vaovao, ary ahitana ny karazan-keloka novotsorina. [4.27]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/09/08