| Entrée | 1 mizahazaha |
| Radical | 2 zahazaha |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Exemples |
7 Verivery hevitra izy, toa mizahazaha olona, toa mitaditady zavatra.
[2.499#62]
8 Ny iray kosa nampidina ny mpandeha sasany ary nizahazaha tao anaty fiara. [2.4#72] 9 tsy tia ka mizahazaha / tsy manina ka mijerijery / ny tongotro va hampanamy? [2.131#16] |
| Mis à jour le 2026/11/06 |
|