|
|
|
|

Entrée1  mivozavoza
Radical  2  vozavoza
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Tsy zatra na tsy mahay ka mitahontahona sy mikaviavia raha manao zavatra: Zaza mivozavoza (fiteny matetika kokoa ny hoe mitavozavoza
dondrina, votsa, tsy kinga, tsy mailaka, vandrehaka
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Analogues  8  mitavozavoza, miraikiraiky, mitaraikiraiky, mivaikavaika, mitsivaikavaika, mitahontahona, midrahodraho, mikaviavia, mitonendrina, mitandrantandrana, mitsikondrikondry, miveravera, mitaveravera, mivenaka, mitanandranandrana, miampanampana, mitondrendrena, minahonahona, mitsiredareda, mivanenaka, mitoantoana

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21