|
|
|
|

Entrée1  mikaviavia
Radical  2  kaviavia
Partie du discours  3  verbe actif ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1#692] Tsy kingakinga, mivozavoza: Mpiasa mikaviavia
Tsy mifankahay, tsy mifankahazo: Asa fa mikaviavia amiko ny rahalahinao ankehitriny
Explications en anglais  5  [1.2#241] to seek to do something unseemly
Exemples  6  [1.369#] Tsy hitany intsony izay fomba hifandraisana aminy, mikaviavia izy manao azy.
7  [2.528#] Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity.
Analogues  8  midrahodraho, miraikiraiky, mitaraikiraiky, mitahontahona, mitsivaikavaika, mitsikondrikondry, mivozavoza, mitavozavoza, mitaveravera

Mis à jour le 2024/12/26