Entrée | 1 mivoho-mamba |
Mots élémentaires | 2 mivoho, mamba |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] tsy manaiky ny mpitondra; tsy manaiky tsy mandà, na mihenahena amin' ny fanoavana ny didy aman-dalàna. |
Explications en français |
5 [2.415#361] Ceux qui refusent obéissance au gouvernement sont rugueux comme le dos du caïman. On employait aussi cette expression : rugueux comme le dos du caïman, pour dire que la peau était dure et rugueuse. |
Exemples |
6 Radama Manjaka namory ny anivon' ny riaka, sy nanao salaka fohy, sy namory ny ambani-lanitra, izay tsy mirokaroka, ary izay tsy mivoho-mamba, sy izay manoa sy manasina, ary mifaly ny Manjaka [2.857] |
Mis à jour le 2024/12/07 |