|
|
|
|

Entrée1  mivembena (vembena)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mirondrona, tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilangilana atsy mivezina aroa, ohatra ny olona mamo; miraika sy mitongilangilana miankavia miankavanana eny am-pandehanana: Jereo ange ity mamo mivembena eran' ny arabe [1.1]
4  Misalasala, miroahana: Tsy hitako be ihany izay hataoko, mivembena aho [1.1]
5  Tsy mandeha mahitsy tsara fa mirondrona [1.13]
Explications en anglais  6  To reel, to stagger [1.7]
Explications en français  7  Tituber [1.8]
8  Se balancer; tituber [1.13]
Exemples  9  mivembena azon' ny toaka izy [2.996]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mivembena

Mis à jour le 2023/01/20