|
|
|
|

Entrée1  mitsongo dia
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] manaraka ny dia na izay alehan' ny mpangalatra na olon-dratsy amin' ny alalan' ny ody; manao ny raharahan' ny mpitsikilo; maka vovoka kely amin' ny tany nodiavin' olona iray ka manisy fanafody an' io
Mots élémentaires  4  mitsongo, dia

Mis à jour le 2024/12/07