|
|
|
|

Entrée1  mitsongo dia
Mots élémentaires  2  mitsongo, dia
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  manaraka ny dia na izay alehan' ny mpangalatra na olon-dratsy amin' ny alalan' ny ody; manao ny raharahan' ny mpitsikilo; maka vovoka kely amin' ny tany nodiavin' olona iray ka manisy fanafody an' io [1.1]

Mis à jour le 2023/04/16