|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitsitsy (tsitsy)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Tsy mandany foana, mandala: Mitsitsy tokoa ny vola izay azony izy [1.1]
Exemples  4  Matetika dia mitsitsy vola kokoa ianao amin'ny fividianana maro. [2.424#]
5  Ny tany mahantra rano kosa dia mitsitsy fatratra ny rano kely ananany. [2.445#]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)11  mitsitsy
Partie du discours  12  verbe actif
Explications en malgache  13  mivimbina [1.78]

Anagrammes  14  mitsitsy, tsimitsy

Mis à jour le 2023/10/06